Asan'ny Apostoly 27:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary satria ny fitodian-tsambo teo dia tsy tsara hitoerana amin'ny ririnina, dia nataon'ny maro fa tsara raha miala, fandrao mba ho tonga any Foiniksa ahay handany ny ririnina any; fitodian-tsambo any Kreta izany ka manatrika mianatsimo-andrefana sy mianavaratra-andrefana.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:5-13