Asan'ny Apostoly 26:7 Malagasy Bible (MG1865)

dia ilay fanantenana andrasan'ny firenentsika roa ambin'ny folo, izay mazoto manao fanompoam-pivavahana ho an'Andriamanitra andro aman'alina. Izany fanantenana izany no iampangan'ny Jiosy ahy, ry mpanjaka ô.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:1-11