Asan'ny Apostoly 26:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandahatra izany izy, dia hoy Festosy tamin'ny feo mahery: Ry Paoly ô, very saina ianao; ny fianarana be loatra no efa nahavery saina anao.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:22-31