Asan'ny Apostoly 26:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary noho ny fitahian'Andriamanitra ahy dia mbola maharitra mandraka androany aho ka manambara na amin'ny kely na amin'ny lehibe, ary tsy milaza na inona na inona afa-tsy izay nolazain'ny mpaminany sy Mosesy fa ho avy,

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:16-30