Asan'ny Apostoly 26:18 Malagasy Bible (MG1865)

hampahiratra ny masony hialany amin'ny maizina ho amin'ny mazava, ary amin'ny fahefan'i Satana ho amin'Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin'izay nohamasinina noho ny finoana Ahy.

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:9-20