Asan'ny Apostoly 26:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa mitsangàna, ka mijoroa amin'ny tongotrao; fa izao no nisehoako taminao, dia ny hanendry anao ho mpanompo sy ho vavolombelona ny amin'izay efa nahitanao Ahy sy izay hisehoako aminao,

Asan'ny Apostoly 26

Asan'ny Apostoly 26:14-18