Asan'ny Apostoly 25:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Festosy: Ry Agripa mpanjaka sy izay rehetra eto amintsika, hitanareo io lehilahy io, izay notarainan'ny Jiosy rehetra tamiko, na tany Jerosalema na teto koa, ka nataony antso avo hoe: Tsy tokony hovelomina intsony ilehio.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:15-27