Asan'ny Apostoly 25:22 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Agripa tamin'i Festosy: Izaho koa mba ta-handre izay lehilahy izay. Ary hoy izy: Rahampitso ary dia handre azy ihany ianao.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:17-27