Asan'ny Apostoly 25:19 Malagasy Bible (MG1865)

fa nanana ady hevitra taminy ny amin'ny fivavahany sy ny amin'izay Jesosy anankiray efa maty, nefa nolazain'i Paoly ho velona.

Asan'ny Apostoly 25

Asan'ny Apostoly 25:14-22