Asan'ny Apostoly 24:5 Malagasy Bible (MG1865)

Fa io lehilahy io dia hitanay fa tena ratsy fanahy sady mpampikomy ny Jiosy rehetra eny tontolo eny, ary izy no tari-dalan'ilay antoko atao hoe Nazarena.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:2-10