Asan'ny Apostoly 24:3 Malagasy Bible (MG1865)

Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin'ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:1-4