Asan'ny Apostoly 24:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an'i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:25-27