Asan'ny Apostoly 24:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nitory ny amin'ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:17-26