Asan'ny Apostoly 24:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy nandidy ny kapiteny hiambina an'i Paoly sy hamela azy hitsangantsangana ary tsy handrara olona na dia iray akory aza amin'ny sakaizany izay ho avy hanompo azy.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:13-27