Asan'ny Apostoly 24:21 Malagasy Bible (MG1865)

afa-tsy izao teny iray loha izao ihany, dia ilay nantsoiko raha nijanona teo afovoany aho hoe: Ny amin'ny fitsanganan'ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:19-27