Asan'ny Apostoly 24:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin'olona teo an-kianjan'ny tempoly na nampitabataba ny vahoaka tao amin'ny synagoga, na tao an-tanàna;

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:11-16