Asan'ny Apostoly 24:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa notondroin'ny mpanapaka hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin'ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;

Asan'ny Apostoly 24

Asan'ny Apostoly 24:4-15