Asan'ny Apostoly 23:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa fantatr'i Paoly fa Sadoseo ny sasany, ary ny sasany kosa Fariseo, dia niantso teo amin'ny Synedriona izy ka nanao hoe: Ry rahalahy, izaho dia Fariseo, zanaky ny Fariseo; ny amin'ny fanantenana sy ny fitsanganan'ny maty no itsarana ahy.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:1-10