Asan'ny Apostoly 23:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa voalaza tamiko fa nisy nikasa hanotrika hisambotra an-dralehilahy, dia naniraka faingana hitondra azy aminao aho, ary ny mpiampanga koa nasaiko hilaza atỳ anatrehanao izay iampangany azy.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:22-35