Asan'ny Apostoly 23:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ity lehilahy ity dia nosamborin'ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy.

Asan'ny Apostoly 23

Asan'ny Apostoly 23:26-28