Asan'ny Apostoly 22:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izaho namaly hoe: Iza moa Hianao, Tompoko? Dia hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, Izay enjehinao.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:7-10