Asan'ny Apostoly 22:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandao azy faingana ireo olona efa hanadina azy; ary ny mpifehy arivo natahotra koa, rehefa nahalala azy fa Romana, satria efa nampamatotra azy izy.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:25-30