Asan'ny Apostoly 22:24 Malagasy Bible (MG1865)

dia nasain'ny mpifehy arivo ho entina any anati-rova Paoly, ary nasainy hadinina amin'ny kapoka, mba hahafantarany izay fototry ny nanakoran'ny olona azy toy izany.

Asan'ny Apostoly 22

Asan'ny Apostoly 22:15-30