Asan'ny Apostoly 21:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tapitra izany andro izany, dia niala izahay ka lasa nandeha; ary izy rehetra mbamin'ny vadiny aman-janany dia nanatitra anay hatrany ivelan'ny tanàna; ary nandohalika teo amoron-dranomasina izahay ka nivavaka;

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:1-8