Asan'ny Apostoly 21:40 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly, rehefa navelany, dia nitsangana teo amin'ny ambaratonga ka nanofa tanana tamin'ny olona. Ary rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin'ny teny Hebreo izy ka nanao hoe:

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:35-40