Asan'ny Apostoly 21:32 Malagasy Bible (MG1865)

ary niaraka tamin'izay dia naka miaramila sy kapiteny izy ka nihazakazaka nidina nankeo aminy; ary raha nahita ny mpifehy arivo sy ny miaramila ny olona, dia nitsahatra tsy nikapoka an'i Paoly.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:29-38