Asan'ny Apostoly 21:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifanaritaka be ihany ny tao an-tanàna rehetra, ka nihazakazaka nivory ny olona; ary Paoly dia nosamboriny ka nosarihany hiala eo an-kianjan'ny tempoly; ary niaraka tamin'izay dia narindrina ny vavahady.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:23-40