Asan'ny Apostoly 21:28 Malagasy Bible (MG1865)

ka dia niantso hoe: Avia, ry lehilahy Isiraely, fa io no lehilahy mampianatra ny olona rehetra ombieniombieny manohitra ny olona Isiraely sy ny lalàna sy ity fitoerana ity, sady nampiditra jentilisa teo an-kianjan'ny tempoly izy ka nandoto ity fitoerana masina.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:18-31