Asan'ny Apostoly 21:24 Malagasy Bible (MG1865)

raiso ireo ka manadiova ny tenanao miaraka aminy, ary mandoava ny vola ho lany mba hanaratany ny lohany, ka dia ho fantatry ny olona rehetra fa tsinontsinona izay zavatra namokisana azy ny aminao, fa ianao aza mandeha manaraka ny lalàna kosa.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:16-32