Asan'ny Apostoly 21:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin'i Menasona, olona avy any Kyprosy sady mpianatra maintimolaly, izay nokasainay hitoerana.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:9-25