Asan'ny Apostoly 21:13 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Paoly namaly ka nanao hoe: Nahoana ianareo no mitomany ka mampangorakoraka ny foko? Fa vonona aho tsy ny hafatotra ihany, fa ny ho faty any Jerosalema koa aza mba ho voninahitry ny anaran'i Jesosy Tompo.

Asan'ny Apostoly 21

Asan'ny Apostoly 21:6-23