Asan'ny Apostoly 21:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary rehefa tafasarika taminy izahay, dia niondrana an-tsambo ka nizotra nankany Kosy; ary nony ampitso dia tonga tao Rodo, dia niala tao nankany Patara;

2. ary nony nahita sambo nita ho any Foinika izahay, dia nifindra sambo teo ka lasa nandeha.

Asan'ny Apostoly 21