Asan'ny Apostoly 20:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy zatovo anankiray atao hoe Eotyka nipetraka teo am-baravarankely ka sondrian-tory; ary raha naharitra ela ny toritenin'i Paoly, dia niraika noho ny torimaso ilay zatovo ka nianjera tamin'ny tany avy eny amin'ny rihana intelo mifanongoa, ary nony narenina izy, dia indro fa efa maty.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:6-13