Asan'ny Apostoly 20:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:24-38