Asan'ny Apostoly 20:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa nitoetra telo volana teo izy ka efa hiondrana an-tsambo hankany Syria, ary nisy Jiosy nanotrika azy, dia niova hevitra izy ka lasa niverina namaky an'i Makedonia.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:2-10