Asan'ny Apostoly 20:28 Malagasy Bible (MG1865)

Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra izay nanaovan'ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina, hiandrasanareo ny fiangonan'Andriamanitra, izay novidiny tamin'ny ràny.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:18-34