Asan'ny Apostoly 20:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga teo aminy ireo, dia hoy izy taminy: Fantatrareo hatramin'ny andro voalohany nahatongavako teto Asia izay toetry ny fitondran-tenako taminareo tamin'izany andro rehetra izany,

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:11-19