Asan'ny Apostoly 20:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Paoly efa nikasa handeha an-tsambo handalo any Efesosy mba tsy hitoerany ela any Asia; fa maika izy, raha azony hatao, hamonjy ny andro Pentekosta any Jerosalema.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:10-25