Asan'ny Apostoly 20:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izahay nialoha ho any an-tsambo, dia niondrana nankany Aso, fa eo no handraisana an'i Paoly, satria eo no fotoana nataony, fa nikasa handeha an-tanety izy.

Asan'ny Apostoly 20

Asan'ny Apostoly 20:6-21