Asan'ny Apostoly 2:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony re izany feo izany, dia niangona ny olona maro ka very hevitra, fa samy nahare azy ireo niteny tamin'ny fiteniny avy izy rehetra.

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:1-12