Asan'ny Apostoly 2:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia niray saina isan'andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan'ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin'ny fifaliana sy ny fahatsaram-po,

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:45-47