Asan'ny Apostoly 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:1-12