Asan'ny Apostoly 2:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina;

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:36-47