Asan'ny Apostoly 2:36 Malagasy Bible (MG1865)

Koa aoka ho fantatry ny taranak'isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana iny dia efa nataon'Andriamanitra ho Tompo sy Kristy.

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:30-40