Asan'ny Apostoly 2:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, Dia rà sy afo ary zavon'ny setroka;

Asan'ny Apostoly 2

Asan'ny Apostoly 2:14-27