Asan'ny Apostoly 2:1-2 Malagasy Bible (MG1865)

1. Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.

2. Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany.

Asan'ny Apostoly 2