Asan'ny Apostoly 19:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Paoly niditra tao amin'ny synagoga ka niteny tamin'ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:4-12