Asan'ny Apostoly 19:38 Malagasy Bible (MG1865)

Koa raha manan-teny hifamaliana amin'olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:31-41