Asan'ny Apostoly 19:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sasany niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; fa nihorikorika ny olona vory; koa ny ankamaroany tsy nahalala izay anton'ny niangonany teo.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:29-37