Asan'ny Apostoly 19:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an'i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin'i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:20-30